Ambohidratrimo

> Efa zanak’omby tsy ampianarin-domano ny Kandidŕn’ny Ankolafy Ravalomanana


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


Tafapetraka eny amin’ny CED Ambohidratrimo tamin’ny herinandro lasa teo iny ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho solombavambahoaka amin’ny anaran’ny ankolafy Ravalomanana izay lisitra ahitana olona marolafy tarihan’ny lohalisitra, Atoa Rabenirina Mamy. Nandrindra sy nandamina ny pitsopitsony rehetra ny CT Rakotobe Naly voatendry avy amin’iny faritra iny ihany. Mazava fa efa zanak’omby tsy ampianarin-domano ireo amin’ny fampandrosoana an’Ambohidratrimo ireto kandidà ireto. Hampanjary ny hetahetam-bahoaka ho lasa lalàna velona ho an’ny fampandrosoana marina eto amin’ity firenena ity izy ireo, araka ny nambarany.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT