- Zoma 11 Oktobra 2013
Camille Vital
Hamongotra ny tsy fandriampahalemana
Hamaky ny tohiny
Mitaraina noho ny afitsok’ireo mpametaka afisin’ny kandida Hery Rajaonarimampianina ny mponina eny Ambohimangakely. Manjaka ny tsy fanarahan-dalàna satria na dia toerana tsy tokony hametahana afisy aza dia feno avokoa.
Hamaky ny tohinyTsy hampiasa ny Coliseum amin’ny 20 oktobra araka ny anjarany voatondron’ny CENI-T tamin’ny antsapaka natao niarahana tamin’ireo kandidà namany Atoa Rabetsaroana Sylvain sy ny mpomba azy satria mifanindry amin’ny hetsika hataon’ny Eglizy katôlika ao amin’io toerana io ny daty voatondro.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena omaly ny filoha teo aloha isan’ireo kandida voailika, ny amiraly Ratsiraka Didier, roa herinandro mialoha ny hanatanterahana ny latsa-bato fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny