- Talata 15 Oktobra 2013
Roland Ratsiraka
Nisy nanao sabôtazy ny helikopiterany
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Niantso ny Malagasy rehetra tia tanindrazana Atoa Marc Ravalomanana mba ho tompon’andraikitra feno amin’ny fanavotana ny firenena. Nambarany fa zava-dehibe ny fandraisana anjara amin’ny fifidianana, eny fa na dia tsy tonga lafatra aza izany. Nisy mantsy ny fanilikilihana ary tena nitsabaka lalina tamin’ny fiainam-pirenena ireo firenena vahiny. Izany aza no tokony hanetsika ny hambom-pontsika, hoy izy.
Hamaky ny tohinyTsy ankijanona ny fitetezam-paritra amin’ny fampielezan-kevitra tanterahan’ny kandida Robinson Jean Louis, natolotry ny antoko Avana ary tohanan’ny ankolafy amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao ny 25 oktobra izao.
Hamaky ny tohiny