Ratrema William

> Manatona ny vahoaka eny ifotony


  • Zoma 11 Oktobra 2013


Manatona ny vahoaka eny ifotony no paikadin’ny kandidà Ratrema William mandritra izao fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana izay ho filohan’ny Rapobilika izao. Nambarany fa ilainy ny miresaka amin’ireo vahoaka satria izay no ahafantarana ny tena fampandrosoana ilainy.  Ho an’i Vakinankaratra manokana dia nambarany fa faritra matanjaka ity faritra ity ka ilana fanatsarana izany hiveloman’ny olona. Iombonany manerana an’i  Madagasikara ny fanatsarana ny fanabeazana ka rariny raha manana ny oniverisite azy manokana i Vakinankaratra ka mifandraika amin’ny filan’ny faritra ny sampam-pianarana ao aminy mba ahafahan’ny tanora miasa avy hatrany. Mbola nohamafisiny fa faharatsian’ny fanabeazana no fototry ny fahapotehan’ny firenena toy izao. Manantena ny hisian’ny fifidianana moa ny tenany na dia eo aza ireo korontana mitranga tato ho ato ireny.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT