Camille Vital

> Hamongotra ny tsy fandriampahalemana


  • Zoma 11 Oktobra 2013


Laharam-pahamehan’ny kandida filoham-pirenena Camille Vital ny hamongotra ny tsy fandriampahalemana sy hanatsara ny fanabeazana raha nanao fampielezan-kevitra tao Ambositra izy ny sabotsy 05 Oktobra teo. Tonga maro tao Antamponivinany ireo mpanohana ity kandida ity tamin’io famoriam-bahoaka io, izay nialohavana karnavaly nanodidina ny tanàna. Hetsika fanentanam-bahoaka nataon’ireo komity mpanohana ity kandida laharana faha-10 ity, izay notarihin’Atoa Randriamaromisanarivo Fidelis na Rafidy no anton’ny fihaonana.

 

 

 

Rado

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT