Saraha Rabeharisoa

> Nieren-doza tany Antsohihy


  • Talata 15 Oktobra 2013


Tra-pahavoazana teny am-panidinana ny helikôptera nitondra ny kandida Saraha Rabeharisoa ny marainan’ny alahady 13 oktobra teo. Tany amin’ny 50km avaratr’Antsohihy andalana hanao fampielezan-kevitra tany Mandritsara sy Befandriana Avaratra no niseho ny olana, ka voatery nipetraka ilay angidimby ary dia nitongilana. Tsy nisy tohina ireo mpandeha tao anatiny ka anisany ny kandidan’ny Maitso amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Ho an’ny kandida Hajo Andrianainarivelo ihany koa dia nisy fahasimbana vokatry ny havandra natevina tamin’ny zoma hariva ny helikôptera mpitondra azy.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT