Roland Ratsiraka

> Kandidŕn’ny fampihavanam-pirenena


  • Zoma 11 Oktobra 2013


Ny Kaominina Sahatavy sy Miarinarivo no notsidihan’ny kandidà Roland Ratsiraka ny 9 oktobra lasa teo. Mitohy, araka izany, ny fihainoany ny feo sy ny fitarainan’ny vahoaka, fa indrindra ny mahakasika ny fiainan’ny mponina andavan’andro. Mifantoka amin’ny «Fihavanana tour» ny endrika hitondran’ity kandidà ity ny fampielezan-keviny. Raha ny tany Sahatavy sy Miarinarivo dia nisy ny fanomezan’ireo Tangalamena ny tso-drano azy, noho izy mivoy hatrany ny fihavanana sy ny firaisankina. Na izany aza, niezaka ny nandresy lahatra ny vahoaka mba hifidy azy ity kandidà laharana faha-5 ao anatin’ny bileta tokana ity. Anisan’ireo vinam-pandaharan’asa nentiny nandresy lahatra ny vahoaka mba hifidy azy ny hitondrana ny vahaolana ao anatin’ny «100 andro».

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT