Patrick Raharimanana

> Midina ifotony mandresy lahatra ny mpifidy


  • Sabotsy 19 Oktobra 2013


Manohy ny fampielezan-keviny sy fandresen-dahatra ny olom-pirenena any amin’ny Faritra DIANA iny hifidy azy ny kandida Patrick Raharimanana. Mihaona mivantana amin’ny mpifidy, mihaino ny hetahetan’izy ireo, mampahafantatra ny fandaharanasany no ataon’ity kandida laharana faha-35 amin’ny bileta tokana ity, anisan’izany ny famoronana asa ho an’ny tanora, fanomezana ny faritra hitantana ny harenany.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT