Patrick Rajaonary

> Niantso ny Betsileo hijoro hanova ny tantaram-pirenena


  • Sabotsy 19 Oktobra 2013


Mitety ireo Kaominina maro ao Amoron’i Mania ny kandida laharana faha-15 ao amin’ny bileta tokana, Patrick Rajaonary. Tao Ambositra omaly zoma 18 oktobra dia nisy ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety nanazavany ny fandaharanasany sy ireo asa hataony raha lany filoham-pirenena ny tenany. Nasongadiny fa tonga izao ny fotoana hijoroan’ny zanak’Amoron’i Mania sy ny Betsileo rehetra tokony hitondrana ity firenena ity ka hanovana ny tantaram-pirenena. Naneho fahavononana ny tenany ka nanentana ny vahoaka Malagasy handatsa-bato azy amin’ny zoma 25 oktobra ho avy izao. Miara-dia aminy hatrany ny mpandrindra ny fampielezan-keviny, Dokotera Rakotozandrindrainy Raphael.

 

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT