Vita ny alarobia tolakandro tao amin’ny biraon’ny OVEC na birao fanamarinana sy fandraisana ny filatsahan-kofidian’ireo kandida depiote tao Toamasina, ny antsapaka ho an’ireo kandida na ireo solontenany amin’ny laharana hapetraka amin’ny bileta tokana ho an’ny fifidianana depiote ny 20 desambra ho avy izao.
Toy izao ny laharan’ireo kandida 25 ho an’ny distrikan’i Toamasina I. 01- Ratsivalaka (Grappe), 02- Sely Joel (tsy miankina), 03- Ratsimbazafy Mamonjy (tsy miankina), 04- Bemananjara Jeanine (AMP), 05- Chan Hong Jean Claudine (MJF), 06- Sampivony Claudine (tsy miankina), 07- Ramangalahy Hersolo Tiana (MAF), 08- Tely Julien Célestin (FFF), 09- Dr Benessy Harison Sébastien (FIMAMI), 10- Tsivahy Hermann (MMM), 11- Flavie Alexandrine (Les AS), 12- Mahasahy Chantal (Ankolafy Ravalomanana), 13- Mananjara James Antonio (VITAL Fampandrosoana), 14- Manana Victoire dit Omega (GMT), 15- Ndrianantenaina Olivier (Hiaraka Isika), 16- Batoto François (ADR), 17- Vahira Augustin (ZAMA), 18- Bafourouack Jeannine (Andao isika Hifamonjy), 19- Ndahimananjara Johanita Bénédicte (MPAR), 20- Andrianiarifera Malalaniaina (MAMIMI), 21- Rabenandrasana Ghikas (MDM), 22- Razafimanantoanina Aurélien (tsy miankina), 23- Ratovoniaina Aimé (MIM), 24- Toto Félix (Zanaka Andalampasika), ary 25- Razafimanana Jean Christin (MTS).
Rakoutou
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.