Kandida Roland Ratsiraka

> Naneho ny heriny tao Toamasina


  • Talata 22 Oktobra 2013


Noporofoin’ny antoko Malagasy Tonga Saina (MTS) nandritra ny fampielezan-kevitra nataony tao Toamasina ny alahady teo fa mbola manana olona sy hery entina hifanehitra amin’ireo mpifaninana aminy ny kandida Roland Ratsiraka. Nandritra izany no nilazany fa betsaka ireo milaza mahavita sy hitondra fanaovazana ny firenena ary hampandroso marina an’i Madagasikara sy ny vahoaka ao aminy, nefa nitantana sy tsy refesi-mandidy tamin’ny fitantanana ny tetezamita ka nanapotika ny fiainan’ny vahoaka sy nampahantra ny vahoaka Malagasy ary nahatonga ny fahalovana tsy mbola nisy teto amin’ny firenena tao anatin’ny 53 taona. Matoky tena ny kandida amin’ilay tetikasa fampandrosoana entiny ao anatin’ny 100 andro.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT