Fihodinana faharoa

> Misy ny tsipaipaika fanohanana an’ny Dr Robison


  • Alarobia 13 Novambra 2013


Tsy adidiko izaho samirery fa adidiko izaho sy ianao. Amin’izao fanomanana ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena izao dia mijoro ny fikambanana iray atao hoe “Réseau Indépendant Déterminé” na RID izay tambajotran’olon-tsotra feno fahavononana hampandroso ny kandidan’ny antoko Avana sy tohanan’ny ankolafy Ravalomanana. Manangona ireo tsipaipaika avy amin’ny tsara sitrapo ny RID izay miasa noho ny faharesen-dahatra fa tsy tambazana vola akory. Ny fanirian’ny olom-pirenena maro hitondra ny anjara birikiny hampandresy an’ny Dr Robinson no mampijoro ny RID.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT