Politique

Rossy


  • Zoma 29 Novambra 2013


Hiverina amin’ny politika indray i Rossy. Mirotsaka hifaninana solombavambahoaka etsy amin’ny Boriborintany fahefatra ny tenany ary mitarika ny lisitra «Miaraka amin’ny Prezida Andry Rajoelina”. Nilaza Rahasimanana Paul Bert na Rossy fa tsy mpanao politika ny tenany fa mpanao asa sosialy. Fiarovana ny tolona tamin’ny 2009 no antony nanosika azy hirotsaka raha ny filazany. Ho lasa mpanohitra i Rossy raha tsy lany.

 

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT