• Talata 03 Desambra 2013
Maitre Avoko
Hampandany an’ny Dr Robinson Jean Louis

Nisafidy ny hanohana ny Dr Robinson Jean Louis amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ny Maitre Rakotoarijaona Avoko, ary nanome toky fa hampandany azy sy hiaro ifotony ny vato ho azon’ny kandida laharana faha-33.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2013
Kandida Ranaivoson Jean Désiré
Nifankahita ny tia sy ny manina

Nanomboka ny Fampielezan-keviny ny sabotsy teo ny Kandida Solombavambahoaka laharana faha-7 eny amin'ny Boriborintany fahadimy Ranaivoson Jean Désiré.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2013
Mahazovelo Raymond
Kandidan’ny Zanak’i Dada, vonona hitondra ny tenin’ny vahoakan’i Tolagnaro

Miisa 24 mianadahy ireo kandida nilatsaka hofidina ho solombavambahoaka any amin’ny Distrikan’i Tolagnaro, ka vehivavy ny 6 amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT