• Alakamisy 05 Desambra 2013
Me Hanitra Razafimanantsoa
Vonona hitondra ny hetahetan’ny Boriborintany I

Nitohy hatrany ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandida solombavambahoaka Me Hanitra Razafimanantsoa laharana faha-6 izay natolotry ny movansy Ravalomanana ao amin’ny Boriborintany voalohany, niaraka tamin’ireo ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Desambra 2013
Rasolojaona Tahiana
Tsy mpamitaka avokoa ny tanora fa misy ireo vonona handray andraikitra

Mitaky fahavononana avy amin’ny rehetra fa tsy miankina amin’ireo mpanatanteraka irery akory ny fanarenana ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Desambra 2013
Dr Ramananarivo Miharisoa
Kandida fanantenan’ny vahoakan’Ambohimanarina

Araka ny teny filamatrany hoe «Tanora vonona hanasoa an’Ambohimanarina» dia tsy mitsahatra manasoa ireo vahoakan’ny Boriborintany faha-6 ny kandida ho solombavambahoaka laharana faha-15 Dr Ramananarivo Miharisoa.

Hamaky ny tohiny
FTT