Antenimieram-pirenena

> Hiato ny fivoriana anio


  • Alakamisy 20 Febroary 2014


Hiato ny fivorian'ny Antenimieram-pirenena anio alakamisy 20 febroary. Ny tsy fahafahan’ny filohan’ity andrimpanjakana mpanao lalàna ity, Razanamahasoa Christine no anton’ny fiatoana. Tsy nanambara mazava ny anton’ny tsy fahafahany izy na nanontanian’ireo depiote aza. Hiverina hivory indray ireo mpikambana rehetra ny zoma amin'ny 9 ora maraina, hifidy ny kestora voalohany sy ny kestora faharoa, hameno ireo mpikambana ao amin'ny birao maharitra.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT