Politique

Magro Behoririka Mitohy ny fankalazana ny fetim-pirenena


  • Sabotsy 28 Jona 2014

Mahagaga, hoy mpitari-tolona tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, fa teny an-dapa ny fanalefahana sazy dia tamin’ny teny frantsay .....

no nanambarana azy nefa fetim-pirenena Malagasy no ankalazaina. Ho antsika eto an-kianja taorian’ny totorebika sy fizarana vary tamin’ny 26 jona teo dia mitohy ny fety rahampitso  (anio) sabotsy 28 jona ka hizara ny nofon-kena mitam-pihavanana avy amin’ny filoha Marc Ravalomanana mivady sy ireo depioten’ny Ankolafy Ravalomanana  isika, araka ilay lelavola mitentina 2.400.000 ariary nentin’ny depiote mianadahy (Guy Rivo sy Rasoanoromalala Horace) an-tanana teto tamin’ny alarobia teo fa tsy 240.000 ariary araka ny voasoratry ny gazety tsy nahy tao amin’ny Tia Tanindrazana omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT