Politique

Solombavambahoaka Tsy niraharaha ny minisitry ny mponina


  • Alakamisy 03 Jolay 2014

Tsy nahavita ny fihaonana nokasainy niaraka tamin'ny solombavambahoaka teny amin'ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly ny minisitry ny mponina sy ny asa sosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy, Johasy Eleonore..............

Ny antony dia noho ny havitsian'ireo solombavambahoaka anatin'ny kaomisiona voakasik'izany tokony hanatrika ny fihaonana eo
amin'ny roa tonta, teo ihany koa ny havitsian'ireo minisitra namana tonga.
Ho an'ny minisitry ny mponina manokana anefa dia tonga ara-potoana izy sy ireo mpiara-dia aminy. Efa nipetrapetraka ihany koa ny zavatra saika nambarany mba hanaovana lalàna saingy izao tsy
tanteraka izao. Tsara ny manamarika fa famolavolana lalàna mikasika ny fiarovana ny zon'ireo vehivavy miasa any ivelany no nokasain-dRamatoa minisitra natolotra ireo solombavambahoaka tokony ho nihaona taminy.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT