• Alakamisy 25 Febroary 2016
Politique.Raharaha Ratsimandrava Tranga tokana tsy voafafan’ny «amnistie»

Nipetraka ny fahaleovantena sy tsy fitanilana nandritra ny fotoam-piasan’ny komitin’ny manampahaizana momba ny fanitsiana ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy, hoy ireo mpikambana 11 mianadahy teny Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2016
Politique.Eric Rajaonary Mitetika ho lasa praiminisitra ?

Mikendry mafy ny hahatongavany eo amin’ny sezan’ny praiminisitra ny mpandraharaha Eric Rajaonary, filoha mpanorina ny orinasa Guanomad.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2016
Politique.Frankôfônia 2016 Manao fanazarantena ny Malagasy

Handray ny fivoriamben’ny APF na “Assemblée Parlementaire Francophone” i Madagasikara. Andiany faha-42 no hatao eto ny 8-12 jolay 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Febroary 2016
Politique.Fanoloana praiminisitra Fanina tanteraka ny HVM

Arakaraka ny ivoizana ny fialan’ny jeneraly Ravelonarivo Jean amin’ny seza maha praiminisitra azy no toa vao mainka manamafy ny toerany. Mangarika ny Hvm sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Febroary 2016
Politique.FFM vaovao Mpikambana 18, tendren’ny filoham-pirenena ny 6

Tsy tontosa hatramin’izao ny iraka nampanaovina ny fikambanana ofisialy misahana ny fampihavanana voalazan’ny andininy faha-168-n’ny Lalàmpanorenana sy ny tondrozotra efa lasa lalàna tamin’ny septambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Febroary 2016
Politique.Antenimierandoholona Raikitra indray ny fifidianana anio

Miatrika fivoriana manokana eny Anosikely anio manomboka amin’ny 10 ora maraina ireo loholona ka hanohy ny fifidianana ho famenoana ireo mpikambana ao amin’ny birao maharitra.

Hamaky ny tohiny
FTT