- Talata 23 Febroary 2016
Politique.Ravalomanana Marc Mila fahasahiana ny fanovana governemanta
«Tsy tokony hipetraka amiko ny fanontaniana mikasika ny fanovana ny governemanta», hoy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.
Hamaky ny tohiny«Tsy tokony hipetraka amiko ny fanontaniana mikasika ny fanovana ny governemanta», hoy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.
Hamaky ny tohiny« Averiko indray fa miaramila ny tenako ary manamboninahitra jeneraly ».
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fisamborana ireo olona voatondro ho nandoro ny lapan’ny tanànan’ny kaominina Inanantonana
Hamaky ny tohinyManakatom-baravarana tanteraka ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara eny anivon’ny Antenimierandoholona.
Hamaky ny tohinyManamafy ny tokony hirosoana amin’ny fampihavanam-pirenena, ka hamoahana ny marina mikasika ireo zava-nitranga teto amin’ny firenena, aloha izahay CRN (Comité pour la réconciliation nationale)
Hamaky ny tohinyNibaribary indray ny faran’ny herinandro teo ny tsy fahaizan’ny fitondrana HVM mametraka ny laharam-pahamehana amin’ny fitantanana ny firenena.
Hamaky ny tohiny