- Talata 01 Martsa 2016
Politique.Praiminisitra tany Frantsa Tsy mazava ny anton-dia
Anio no hody an-tanindrazana ny praiminisitra Ravelonarivo Jean rehefa avy nanao fitsidihana tany Frantsa nandritra ny herinandro latsaka kely.
Hamaky ny tohinyAnio no hody an-tanindrazana ny praiminisitra Ravelonarivo Jean rehefa avy nanao fitsidihana tany Frantsa nandritra ny herinandro latsaka kely.
Hamaky ny tohinyMisoko mangina ny fisokafan’ireo radio sy televiziona tsy miankina, raha ny eto Antananarivo Renivohitra manokana.
Hamaky ny tohinyMaro ihany ny gagagaga ny sabotsy teo raha nahita teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, mpanao politika manana fomba fijery mifanohitra sy tena nifandramatra mihitsy aza hatramin’izay, hita niara-nipetraka sy niara-naka sary ary nifandom-bera.
Hamaky ny tohinyNandriaka ny ra tao Moramanga omaly tamin’ny nafitsoky ny tovolahy metisy karana iray nitondra fiara 4x4 Ford « pick-up ».
Hamaky ny tohinyHanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy teo Madagasikara mandritra ny telo andro ny filoha Kaomorianina Ikililou Dhoinine sy ramatoa vadiny.
Hamaky ny tohinyHo fahatsiarovana sy ho fampahafantarana ny tantara amin’ny Malagasy aty aoriana, indrindra fa ireo mpianatra no antony fampirantiana
Hamaky ny tohiny