• Alarobia 02 Martsa 2016
Politique.Mpitondra Malagasy Manohy ny fanapotehana an’i Madagasikara

Mijanona ho litanian’ireo manampahefana Malagasy ny fampandrosoana notanisaina tamin’ny vahoaka nanomboka tamin’ny taona 2009. Miha mahantra sy fadiranovana mantsy ny mponina eto Madagasikara hatramin’io vanim-potoana nambolena korontana teto amin’ny firenena io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Politique.Fiarovana ny harena voajanahary Tena sahy tokoa ve ny filoha ?

Nanambara ho ren-tany sy ren-danitra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampanina omaly teny amin’ny lapan’Iavoloha fa tsy hijanona fa hitohy hatrany ny ady atao amin’ireo mpijirika ny harena voajanaharin’ny malagasy ary hampiharina amin’izy ireo ny lalàna na iza na iza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Politique.Fitakiana ny « îles éparses » Manohana an’i Madagasikara i Kaomoro

Taorian’ny federasionan’i Rosia dia i dokotera Ikiliou Dhoinine, filoham-pirenen’ny Vondron’i Kaomoro no naneho ny fanohanany an’i Madagasikara amin’ny fitakiana ireo nosy « éparses » aty amin’ny ranomasimbe Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Voahodidina Mafia

Raha nandeha ireo karazana trafikana boaderozy dia misy anarana manampahefana ambony voatonona. Teo ny fanondranana olona hiasa any amin’ireo tany Arabo, dia misy anarana manampahefana voatonona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Politique.Mpanohitra ao amin’ny Parlemanta Toherin’i Jean Louis Robinson ny tenin’i Honoré Rakotomanana

Tsy voatery ho mambra ao amin’ny Parlemanta no maka ny toeran’ny mpanohitra ao fa mety olona avy any ivelany , hoy i Dr Jean Louis Robinson raha nivahiny tamina radio tsy miankina iray eto an-drenivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Politique.Fitaterana anabakabaka Misy fanavakavahana

Nihazakazaka ny fahazoan’ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka tsy miankina Madagasikara Airways taratasy fahazoan-dalana hitrandraka ny lanitr’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
FTT