Politique

Mpanjaka vavy Ranavalona III Nalefa sesitany 119 taona lasa izay


  • Alatsinainy 29 Febroary 2016

Ho fahatsiarovana sy ho fampahafantarana ny tantara amin’ny Malagasy aty aoriana, indrindra fa ireo mpianatra no antony fampirantiana

 

nandritra ny telo andro teny amin’ny Rovan’i Manjakamiadana ka anisan’ny nahaliana ireo mpitsidika ny momba ny Mpanjaka vavy Ranavalona III. Tsiahivina fa 119 taona lasa tokoa mantsy izay, izany hoe  ny alin’ny faha-27 hifoha 28 febroary 1897 no nalefan’ny mpanjanatany Frantsay  sesitany tany La Réunion ity mpanjaka vavy farany teto Madagasikara ity. Nafindra tany Alzeria izy avy eo ary maty tao Alger renivohitra teo amin’ny faha-56 taonany, izany hoe ny 23 mey 1917. Tamin’ny 23 septambra 1938 no nampodiana an-tanindrazana ny taolambalony.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT