Politique

Fitaterana anabakabaka Misy fanavakavahana


  • Talata 01 Martsa 2016

Nihazakazaka ny fahazoan’ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka tsy miankina Madagasikara Airways taratasy fahazoan-dalana hitrandraka ny lanitr’i Madagasikara,

 

 izay fantatra amin’ny teny teknika hoe CTA (Certificat de transport aérien). Ny ACM (Aviation civile de Madagascar) no rafitra manome azy io eto Madagasikara. Betsaka no mametra-panontaniana ny fomba nahazoan’ity kaompania tsy miankina ity io CTA io nefa betsaka amin’ireo orinasam-pitaterana tsy miankina nijoro talohany, no tsy mbola nahazo mandrak’ity ny androany. Loharanom-baovao hafa no milaza fa mety ho antony, ny hahafahan’ny Madagasikara Airways miara-miasa amin’ny kaompania afrikanina tatsimo Air Link SA  mitatitra ny mpandehan’ity farany amin’ny zotra anatiny.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT