• Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.MBS Anosipatrana Vita ny fanadiovana dia hatsangana ny trano

Natomboka omaly ny fanadiovana ny toerana misy ny foiben’ny MBS eny Anosipatrana. Goavana ny asa miandry ary mila 2 herinandro ny fanadiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.Fanovana ny governemanta Mikoropaka ireo minisitra

Ny 20 febroary 2016 ny filoham-pirenena no nilaza tany amin’ny orinasa Fanalamanga Moramanga fa hatao amin’ny fotoana mahamety azy ny fanovana ny governamanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.Honoré Rakotomanana Fitsidihana voalohany ivelan’Antananarivo

Nosafidian'ny filohan'ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana, voalohany i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.Tetikasan’ny filoha Hidina an-dalambe ireo horavana trano eny Ivato

Mafanafana ny toe-draharaha eny Ivato manodidina ny fanatanterahana ny tetikasan’ny filoha amin’ny hanamboarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.Fanoherana ny tsy mety ataon’ny fanjakana Tafatsangana ny vondron’ny tia tanindrazana

Be loatra ny zavatra tsy mety hataon’ny fanjakana amin’izao ka tsy vonona ny hilefitra amin’izany intsony ny vahoaka, hoy i Joseph Yolande CST teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.Fitondran-dRajaonarimampianina Lany andro manantena

Mbola loza miantona eo an-tampon-dohan’ny filoham-pirenena ny raharahan’Anjozorobe nahavoatonontonona ny zanany.

Hamaky ny tohiny
FTT