Politique

Honoré Rakotomanana Fitsidihana voalohany ivelan’Antananarivo


  • Alarobia 16 Martsa 2016

Nosafidian'ny filohan'ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana, voalohany i Moramanga.

Fitsidihana ny Kaominina ambonivohitr'i Moramanga sy ny lapan'ny Fitsarana ary ny fonja no nataony ary nanaporofoana teo imason'ny besinimaro fa tsy mbola nivoaka ny fonja ilay mpamily namono nahafaty olona dimy tao Moramanga. Nihaona tamin'ireo solontenan'ny mpiasam-panjakana sy ny mpiasan'ny Kaominina ihany koa ity lehiben'nyandrim-panjakana ity izay fotoana nampahafantarany ny tena anjara andraikitry ny lehiben'ny Distrika ary ny Loholon'i Madagasikara izay nohazavainy tamin'ny antsipirihiny, araka ny lalàmpanorenana Malagasy, ny Komitin'ny manampahaizana miisa 11 mandinika ny lalàna momba ny fampihavanam-pirenena izay haroso any amin'ny Antenimierandoholona amin'ny fotoam-pivoriana manaraka. Nosafidiana manokana i Moramanga, hoy i Honoré Rakotomanana noho ny fahazoana ny  loholona vehivavy voalohany, Ramatoa Razanajato Virginie.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT