• Alakamisy 17 Martsa 2016
Politique.Tetezamita sy ny forongony 7 taona nanapotehana firenena

Fito taona lasa izay ny 17 martsa 2009 no ofisialy ny fanonganam-panjakana taorian’ny savorovoro teny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Politique.Dinika politika Vondrona Eoropeanina Tsy misy azo antenaina

Hitohy anio any Tolagnaro ny dinika politika nasionaly iarahan’ny vondrona eoropeanina sy ny governemanta malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Politique.Filoha sy PM Vita divôrsa

Mihenjana raha tsy efa tapaka ny fifandraisana eo amin’ny filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra. Toa olona mifampindrafy sisa raha ny zava-niseho tato anatin’ny herinandro, lasa sorona ny fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Politique.Andry Rajoelina Mitetika hiverina eo amin’ny fitondrana ?

Efa miomana fatratra ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2018 ny filohan’ny HAT, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra Solofo Andrianarisoa no Talen’ny serasera vaovao

Voatendry omaly ny talen’ny serasera vaovao ao anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, dia i Solofo Andrianarisoa na Narisoa Ny Aina no ahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Politique.1800 miliara tany amin’ny Wisco Nolanian-dRajoelina taiza ?

Vola mitentina 100 tapitrisa dolara na 1800 miliara Iraimbilanja no nomen’ny orinasa sinoa Wisco ny fitondrana Tetezamita ho tambin’ny fitrandrahana vy any Soalala-Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
FTT