• Alarobia 23 Martsa 2016
Politique.Fandaniana amin’ny Frankofonia Soavaly mianto-bilona i Madagasikara ?

Mahalasa saina ny zava-misy mikasika ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana tampon’i Frankofonia amin’ny volana novambra 2016, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena teo aloha Ramampy Lechat Marie Zenaïde

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2016
Politique.Fananganana ny « Haute Cour de Justice » Mody fanina ny filoham-pirenena

Nambaran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina nandritra ny resaka fohy nifanaovany tamin’ny mpanao gazety teny Anosy omaly fa tsy misy idirany ny fahataran’ny fananganana ny “Haute Cour de Justice”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2016
Politique.Alain Andriamiseza Mbola hiverina ao Ambohijatovo ?

Feno fito taona katroka omaly alatsinainy 21 martsa, ny nisian’ny hetsi-bahoaka goavana tao amin’ny Kianjan’ny Demoraksia Ambohijatovo. Andro sabotsy tamin’io, taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2016
Politique.Mivarotra tanindrazana

Mbola saorovoro tsy hifankahitana ny resaka ady tany, ady lova amina faritra maro manerana an’i Madagasikara ary tena mibahan-toerana eny amin’ny raharaham-pitsarana ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2016
Politique.Mpiasan’ny CUA Miofana momba ny arofenitra

Nisokatra omaly maraina ny fampiofanana momba ny arofenitra na "Protocole" sy ny famelabelarana narahina adihevitra mikasika ny arofenitra, izay natao teo amin'ny lapan'ny Tanànan'Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2016
Politique.Mpitondra HVM Manome vahana ireo mpanefoefo vahiny

Mirona betsaka misarika ireo mpanefoefo vahiny indray ankehitriny ny fitondram-panjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT