• Zoma 25 Martsa 2016
Politique.Lalao Ravalomanana “Tsy maintsy madio Antananarivo”

Mampiteny ny moana ny loto eny Anosibe, nidina vao maraina nijery ny zava-misy teny an-toerana omaly ny ben’ny tanàna Rtoa Lalao Ravalomanana ary niara-dia tamin’ny ihany koa ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ireo solombavambahoaka ary ny mpiara-miasa avy ao amin’ny CUA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Politique.Fankalazana ny 29 martsa Hidina an-dalambe i Alain Ramaroson

Miantso ny vahoaka ho eny amin’ny Esplanade Analakely atoa Ramaroson Alain mba hilahatra hametraka voninkazo ho an’ny maherifon’ny 29 martsa. Hitondra valin-kafatra ho an’ny mpandala sy ny mpankasitraka ny frankofonia izy sy ny mpiara-dia aminy amin’ny 29 martsa ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Politique.Fikarakarana ny Frankôfônia Nailika i Lalao Ravalomanana ?

Vao manomboka dia efa mifanosihosy ! Namarika an’ity herinandro ity ny fitsidihan’ny Sekretera jeneralin’ny Frankôfônia Michaelle Jean teto Madagasikara, ka nitokana ny biraon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Politique.Fandaniana amin’ny Frankofonia Tsy volan’ny fanjakana Malagasy irery

Mahalasa saina ny zava-misy mikasika ny fandraisan’i Madagasikara ny fihaonana tampon’i Frankofonia amin’ny volana novambra 2016, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena teo aloha Ramampy Lechat Marie Zenaïde.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Politique.Parlemanta Takon’i Honoré i Jean Max

Mibaribary ny maha mpahay lalàna sy mpanao politika kokoa an’ny Pr Rakotomanana Honoré sy Rakotomamonjy Jean Max.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2016
Politique.Fivorian’ny frankofonia Ho avy ny sampam-pitsikilovana vahiny

Tsy olana mahakasika ny tany miteny ampahany na manontolo ny teny frantsay ihany ny vokatry ny asa fampihorohoroana fa tena loza mitatao ho an’ny firenen-drehetra,

Hamaky ny tohiny
FTT