• Sabotsy 30 Aprily 2016
Politique.Vondrona Eoropeanina Nanakiana mafy ny fitondram-panjakana

Mitentina 518 tapitrisa euros ny tetibola voafaritra ao anatin’ny «Fonds Européen pour le Développement 11» hanampian’ny Vondrona eoropeanina an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Aprily 2016
Politique.Fikajiana fisotroan-dronono Tsy ampy ny fampahafantarana

Miaramila misotro ronono sy vadina miaramila mpandray fisotroan-drononon’ny vadiny miisa 2 740 no voakasik’ilay fanavaozana momba ny fikajiana ny fisotroan-drononon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Politique.Raharaha Air Mad Mampiady ny governemanta

Miseho sahady ny tsy firindran’ny asan’ny governemanta Olivier Mahafaly Solonandrasana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Politique.Tontolon’ny asa eto Madagasikara Mbola tena ratsy sy tsy ara-drariny

Ratsy amin’ny ankapobeny ny tontolon’ny asa eto Madagasikara. Tsy mbola mipetraka eo anivon’ny fiarahamonina Malagasy mantsy ilay antsoina hoe «asa mendrika».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Politique.Antenimieram-pirenena Hafana ny fivoriana ara-potoana voalohany

Hisokatra amin’ny talata 03 mey 2016 ho avy izao ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena. Hafakely izy amin’ity indray mitoraka ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Aprily 2016
Politique.Fandaharana « ady gasy » Endriky ny fitondrana Rajaonarimampianina

Fandaharana iray anisan’ny mahasorena ny mpihaino ny Radio Madagasikara sy mampi-«zap» ny mpijery ny Televiziona Malagasy ity fandaharana « ady gasy »

Hamaky ny tohiny
FTT