- Zoma 06 Mey 2016
Politique.aPM Solonandrasana Mahafaly “Tsy nahomby ireo governemanta nifandimby”
Niaiky ny tsy fahombiazana tamin’ny fomba fiasan’ny governemanta hatramin’izay ny praiminisitra Mahafaly Solondrasana Olivier.
Hamaky ny tohinyNiaiky ny tsy fahombiazana tamin’ny fomba fiasan’ny governemanta hatramin’izay ny praiminisitra Mahafaly Solondrasana Olivier.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny lanonam-panokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fotoam-pivoriana voalohany amin’ity taona ity dia nomarihana omaly teny Anosikely ihany koa ny faha-15 taona nitsanganan’ny lapan’ny Antenimierandoholona
Hamaky ny tohinyMila fitoniana ny vanim-potoana lalovan’ny firenena ankehitriny ary tena zava-dehibe ny fifanatonana sy fifanakalozan-kevitra amin’izao zava-misy izao, hoy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyNamangy sy nitsidika ireo zaza niharam-boina tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nitranga ny zoma 29 aprily 2016 teny amin’ny lalam-pirenena faha-4 PK31+400 teny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy
Hamaky ny tohinyEfa any amin’ny laharana faha-56 isika eto Madagasikara ankehitriny amin’ny fandalana ny demokrasia malalaka raha tany amin’ny laharana faha-180 tamin’ny taona 2015.
Hamaky ny tohinyVokatry ny tandrevaka, nibanaka vaky ny fonjaben’i Toliara ao Bazaribe omaly vao mangiran-dratsy tany amin’ny iray ora tany ho any.
Hamaky ny tohiny