Vondrona VPM

MMM Mitsipaka tanteraka an’i Hajo Andrianainarivelo


  • Alarobia 22 Jona 2016

Niforona tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena fihodinana faharoa farany teo ny VPM MMM Vondrona Politika Mivondrona MMM,

 

 hoy ny solombavambahoaka Andriantsizehena Benja Urbain izay ahitana ny mpikambana avy amin’ny antoko Rpsa, Avi ary Liaraiky. Rehefa tsy lany ho filoham-pirenena Atoa Hajo Andrianainarivelo dia rava ny VPM MMM nefa mbola nanohy ny maha vondrona VPM MMM anay izahay depiote lany tamin’io vondrona io satria voafehin’ny lalàna ny tsy maintsy hitazonan’ny tena ny vondrona parlemantera nidiran’ny tena fa mety hahavoan’ny “décheance”. Taorian’io tsy nahalany azy io vao namorona ny antoko MMM na Malagasy Miara-Miainga Atoa Hajo Andrianainarivelo ary marihako fa tsy misy na dia iray aza depiote lany tamin’ny anaran’izany MMM izany.

NtsoavinaEvariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT