Politique

Hanitra Razafimanantsoa “ Nisy kolikoly ny voka-pifidiaana tany Ampasikely”


  • Alarobia 22 Jona 2016

ny fametrahan’ireo solombavambahoaka fanontaniana nivantana tamin’ny governemanta notarihan’ny praiminisitra Solonandrasana Olivier

 

 tamin’ny “face à face” nifanaovan’ny roa tonta teny amin’ny Lapam-pajakana Tsimbazaza omaly, no nilazan’ny depiote Razafimanantsoa Hanitra filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’Antananarivo ary mpikambana ao amin’ny vondrona parlemantera TIM, fa tena manameloka tanteraka ary mampametraka ahiahy ho an’ny vahoaka tsivakivolo ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fitsarana any Toamasina mikasika ny voka-pifidianana fifidianana ben’ny tanàna notanterahana tao amin’ny kaominina Ampasikely any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka ka nahalany kandidà TIM tany an-toerana .Nohamafisin’ny “conseil d’Etat” izany kanefa noho ny fitoriana nataon’ny kandidà mpifaninana taminy dia nivadika ny rasa ka ny kandidàn’ny antoko Ny Avana, ny Dr Jean Louis Robinson indray no lasa lany nefa mpitsara sy mpikambana tao amin’ity tribonaly ity tsy nisy fiovana ihany no namoaka didy vaovao. Tena mampiharihary ny fisian’ny kolikoly avo lenta ity raharaha ity, hoy izy, raha atao bango tokana.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT