Politique

Depiote Rasoanoromalala Marie Horace Nitodika manokana tamin’ny tanora sy ankizy


  • Alatsinainy 27 Jona 2016

Ambohipihaonana teny Carričre Ambodihady, Boriborintany fahenina ny sabotsy 25 jona teo nisian’ny hetsika ara-panatanjahantena samihafa,

toy ny baolika kitra lahy sy vavy, haiady karate ary hiragasy tafiditra amin’ny fankalazana ny fetim-pirenena. Nitodika manokana tamin’ny tanora sy ankizy ny solombavambahoaka Tiako i Madagasikara (TIM) voafidy tao Antananarivo VI Rasoanoromalala Marie Horace, ka nanolotra baolina 25 isa hatramin'ny nanombohan'ny fifaninanana miampy fanamiana 20 ho an'ireo mpitsara baolina kitra, ondry 4 hatao loka ho an'ireo ekipa nandresy. Tsy diso anjara koa ireo ankizy fa nozaraina harendrina miisa 800. Nisy koa vary 500kg sy bodofotsy 60 isa, nozarain-dRtoa depiote nitetezany tokantrano, nisy zokiolona sy fianakaviana sahirana.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT