Politique

Antoko Aro riaka Hiantsy ny EMMOREG


  • Alakamisy 30 Jona 2016

Hanatontosa diabe am-pilaminana miainga etsy Ankadimbahoaka ary hihazo an’Anosy ny Antoko Aro riaka rahafakampitso sabotsy.

 

 Izy io, araka ny fanazavana, dia ho fanoherana ny fanomezana vahana loatra ny vahiny amin’ny fibodoana ny tanin’ny Malagasy sy ny fanomezana vahana azy ireo amin’ny lafiny fandraharahana sy ny tsy rariny ataon’ireto vahiny ireto. Takiana ihany koa anefa ny famerenana ny fisokafan’ny kianjan’ny demokrasia etsy Ambohijatovo mba hahafahan’ireo vahoaka maneho ny heviny sy hanaitra ny fitondram-panjakana hitsinjo ny sosialim-bahoaka. Antony tsy nangatahana alalana tany amin’ny prefektioran’Antananarivo moa raha hanatontosa ity hetsika ity dia noho ny  fanahiana fa tsy hanome izany ity farany na dia hamela malalaka aza ny eo anivon’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra. Fepetra izay heverina fa mety hiantsy ny avy eo anivon’ny EMMOREG ihany anefa izy ity satria hatreto aloha dia tsy mbola nisy hetsika tsy nahazo alalana ka tsy nosakanan’ity farany.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT