Politique

Paikady vaovao hanisam-bahoaka Hatolotra ny governemanta ato ho ato


  • Alakamisy 30 Jona 2016

Hatolotra ny governemanta ato ho ato aorian’ny fikaonandoha mikasika ny paikady vaovao hahafahana manatontosa ny fanisam- bahoaka eto

Madagasikara  izay hiarahan’ireo tekinisianina avy amin’ny firenena mikambana mamolavola amin’ny teknisianina Malagasy etsy Anosy, hoy ny mpandrindra ankapoben’ny PREA, ny fehin-kevitra mikasika io paikady voalaza teo io. Mifarana anio moa izany fikaonandoha izany. Ilaina, hoy hatrany ny mpikarakara ny fahafantarana ny isan’ny vahoaka ao amin’ny firenena hahafahana mamita ireo fotodrafitrasa isan-karazany ahafahana mampandroso ny firenena. Raha tsiahivina dia tamin’ny taona 1993 no nisy fanisam- bahoaka farany teto Madagasikara. Tamin’ny fotoanan’ny fitondrana tetezamita dia efa nisy ny tetikasa fizarana finday ho an’ireo sefo fokontany mba hahafahana manatontosa azy io. Nisy fotoana ihany koa efa azo ny famatsiam-bola ahafahana mamita izany. Ny fanontaniana mipetraka aloha hatreto dia hoe : aiza ho aiza ny finiavana hanao ny asa ?

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT