Politique

Solontenan’ny Antenimiera ao amin’ny CMIL Ny depiote Hatrefindrazana Jerry no voafidy


  • Alarobia 06 Jolay 2016

Komity na andrim-panjakana vaovao vao natsangana natao hiarovana ny zon’ny mpikirakira informatika ny atao hoe Cmil na ny

 

“Commission Malagasy de l’Informatique et des Libertés”  amin’ny ankapobeny  mba hiarovana  ny antontan-kevitra ampiasain’izy ireo ary natao ho an’ny Malagasy iray manontolo tsy an-kavanavaka izany. Mitovy amin’ireny rafitra toy ny Ceni  sy  ny  fitsarana avo momba ny lalàm-panorenanan ireny izy io ka ahitana olona 9 koa ao anatiny ary manana ny solontenany amin’izany ny eto anivon’ny Antenimieram-pirenena amin’ny alalan’ny tenako izay voafidin’ireo namana tamin’ny isam-bato 46 raha 18 no azon’ny mpifanandrina tamin’ny tena.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT