Politique

Fivorian’ny parlemantera Frankôfona Nanomboka omaly teny amin’ny CCI


  • Sabotsy 09 Jolay 2016

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny CCI Ivato ny fivoriambe faha-42 an’ny Antenimieran’ny Frankofonia eto amin’ny CCI Ivato.

 Ny fivorian’ny biraon’ny Antenimiera no nanokafana ny fotoana izay notarihin’ny Filohany, Andriamatoa Aubin Minaku Ndjalandjoko. 400 no vahiny tonga ka parlemantera ny 300 amin’ireo. Dingana iray ao mialoha ny fihaonana an-tampony faha-16 an’ny Frankôfônia hotanterahana eto Antananrivo amin’ny volana novambra izy ity. Maro ny tombontsoa ho azon’i Madagasikara amin’izao fivoriana izao, raha araka ny nambaran’ireo mpitondra fanjakana. Anisan’izany ny fivelaran’ny fifandraisana sy fifanakalozana amin’ireo namana frankôfona izay mety hiitatra any amin’ny fametrehana fiaraha-mias asy fiaraha-miombon’antoka ka hanatanterahana tetikasa mihitsy aza.1,7 miliara ariary moa ny tetibola amin’izao fihaonana mandritra ny 4 andro izao ary volan’ny fiadidiana ny repoblika avokoa izy io.

RTT


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT