Politique

Edouard Tsarahame “ Mbola hamono olona ihany ve isika ?”


  • Alakamisy 06 Oktobra 2016

Efa hita fa tsy mahasoa antsika izao rafitra iainantsika izao, hoy ny pasitera Edouard Tsarahame, izay mpitarika ny vondrona politika RMTF na ny rodoben’ny Malagasy ho an’ny fanorenana ifotony.

Mila haorina any ifotony io, hoy izy, noho izany. Tsy vao izao no misy hevitra amin’ny fampitsaharana mpitondra fa efa fanao io ary tsy voatery hiteraka krizy. Porofon’izany ireny fampitsaharana praiminisitra sy loholona ireny, araka ny ohatra nomeny. Ny fahitana ny tsy fahavitan’ny filoham-pirenena ankehitriny ny andraikitra napetraka taminy no hiangaviana azy hametra-pialana am-panajana , tsy fanonganam-panjakana izany hoy izy. Tsy aleo ve izay no hatao mba hisorohana ireny trangan-javatra vokatry ny hatezeram-bahoaka toy ny tamin’ny 2002 sy 2009 ireny? Mbola hamono olona ihany ve isika malagasy hoy izy namarana ny fanazavany.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT