Politique

Fifidianana mialohan’ny fotoana “Habadoana”, hoy ny Otrikafo


  • Zoma 07 Oktobra 2016

Rariny sy hitsiny ny fisian’ny karazam-pitakiana misy hanoherana ny fitondrana ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny antoko Otrikafo, raha naneho hevitra tetsy Ampefiloha, io omaly io.


 Saingy ny olana hoy izy, dia efa teo amin’ny fitondrana avokoa ireo mpitaky ary tsy nahavita nanova ifotony tamin’izany saingy izao vao be vava. Ny fanalana ny filoham-pirenena, hoy ny filohan’ity fikambanana ity, Rajaonah Andrianjaka, no tokony ho laharam-pahamehana ary tsy voatery handalo fifidianana izany. Habadoana kosa ny fitakiana fifidianana mialohan’ny fotoana satria dia ny filoham-pirenena ankehitriny ihany no hikarakara izany. Efa haintsika Malagasy ny nanala an’i Tsiranana, Zafy sy Ratsiraka ary Ravalomanana teo amin’ny toerany tsy tamin’ny alalan’ny fifidianana saingy mbola tsy tonga angamba ny fotoana, hoy izy, namarana ny fanazavany.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT