Politique

Depiote TIM Boriborintany faha-6 Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarik’i Dada


  • Talata 13 Desambra 2016

Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarika homen’i Dada ny depiote TIM voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, Rasoanoromalala Marie Horace amin’ny fijerena manokana sy fitsinjovana sy fanampiana mivantana ny mponina eny amin’ity faritra nahalany azy ity.



Ny herinandro lasa teo dia nidina teny Ambavarano fokontanin’Ambodivona Boriborintany faha-6 ny  tenany ka nanolotra tolotanana ho fanafainganana ny fampidiran-drano fisotro madio ho an’ny mponina eny an-toerana sy ny manodidina. Tanjona ny hahatafidirana rano madio  alohan'ny Krismasy. “Izay mahasoa ny daholobe no hatao fa tsy ny  mahafinaritra azy ireo”, hoy ny filoha nasionalin’ny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT