Politique

Governemanta sy depiote Hangotraka ny « Face ŕ face » anio


  • Alakamisy 15 Desambra 2016

Mialoha ny hamaranana amin’ny fomba ofisialy , ny fivoriana ara-potoana faharoa natrehan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara tamin’ity taona 2016

 

 ity rahampitso zoma 16 desambra maraina araka ny voarakitry ny fandaharam-potoana farany narafitr’izy ireo, dia mbola hangotraka faramparany anio ny fivoriana hitambarambe azon’ny besinimaro hatrehana amin’ny fifanatrehana mivantana na « face à face » eo amin’ny Governemanta Malagasy hotarihan’ny praiminisitra Solonandrasana Olivier sy ireo depiote mivory eny Tsimbazaza. Satria handeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena toy ny mahazatra ny fametraham-panontaniana hataon’ireto depiote manerana ny nosy ireto amin-dry zareo mpanatanteraka sy ny valiny mivantana ka tsy maintsy haseho amin’ny vahoaka nifidy azy ireo manaraka ilay fahitalavitra fa tena miasa tokoa ireo olomboafidy nametrahany fitokisana ireo aty Antananarivo.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT