• Talata 20 Desambra 2016
Politique.Augustin Andrimananoro Havotsotra sa hadoboka ?

Anio talata 20 desambra amin’ny 8 ora sy sasany maraina no fotoana voatondro hitsarana an’ingahy Augustin Andriamananoro, izay nosamborina teny am-pandevenana ny sabotsy 10 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Politique.Ravelonarivo Jean Nangidy ho azy iny 2016 iny

Nangina tanteraka na tsy mbola nanambara ofisialy aza fa hisintaka tanteraka amin’ny sehatra politika ny praiminisitra teo aloha, jeneraly Ravelonarivo Jean taorian’ny paipaika maloto nataon’ny tandapa nentina nanesorana azy tao Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Politique.Kajikajy maloton’ny 2018 Efa mipetrapetraka ny an’ny HVM

Raikitra ny kajikajy politikan’ny HVM hanomanana ny fifidianana amin’ny 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Politique.Rajaonarimampianina Nanome galona ireo mpiaro azy

Niraradraraka ny fizarana kintana ho an’ireo manamboninahitra ao amin’ny foloalindahy omaly alatsinainy 19 desambra 2016 nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahana teny Iavoloha. 62 no lasa manamboninahitra jeneraly ka ny 17 kolonely nasondrotra ho general de brigade, nahazo ny galona general de division kosa ny 45.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Propagandy mialoha ny fotoana Manaitra ny CENI ny KMF.CNOE

Mbola lesoka ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana toa antsika, raha araka ny fanazavan-dRaharisoamalala Patricia mpikambana eo anivon’ny KMF /CNOE omaly ny tsy fanajana ny lalàna velona mahakasika ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Politique.Minisitra HVM manao propagandy Ny asa tsy misy mandeha ?

Velezo ny vy dieny mafana ! Tontosa ny Comesa, tanteraka ny Frankôfônia, nampanantena hanome 10,4 miliara dolara an’i Madagasikara ny mpamatsy vola.

Hamaky ny tohiny
FTT