• Alatsinainy 02 Janoary 2017
Politique.Ankolafy TIM Boriborintany faha-6 Mifanohana amin’ny fijerena ny vahoaka

Mifanohana tanteraka ireo ankolafy TIM isan-tsokajiny eny amin’ny Boriborintany faha-6 amin’ny fijerena ny sosialim-bahoaka eny amin’ity faritra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Politique.Lalàm-pifidianana vaovao 3 volana ny famolavolana azy

Tsy ireo mpisehatra Malagasy irery no nandroso soso-kevitra fanitsiana ny lalàm-pifidianana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Politique.Depiote Rasoanoromalala Horace Hanohy hatrany ny asa fanasoavana an’Ambohimanarina

Nameno ny fandaharam-potoanan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rasoanoromalala Horace nandritra ny asaramanitry ny Noely sy faran’ny taona 2016 ny fitsinjovana manokana ireo mpiara-belona monina ao anatin’ny boriboritany faha-6.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Politique.Rajaonari..mampiesona !

Maivana.Izay no azo amintinana ny kabarin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny takarivan’ny sabotsy 31 desambra 2016 lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Politique.Kaominina Ampitatafika Taom-pahombiazana ny 2016

Taom-pahombiazana tanteraka ny taona 2016 ho an’ny kaominina Ampitatafika. Raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Rado Ramparaoelina mantsy dia saika tanteraka tamin’iny taona nivalona iny avokoa ny 50%-n’ny fampanantenana nataony tamin’ny vahoaka nandritra ny propagandiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2016
Politique.Tamin’ity fitondrana ity Nandriaka ny ra, nirongatra ny fitsaram-bahoaka

Hivalona afaka 24 ora ny taona 2016. Nifamahofaho ny zavatra tsara sy ny ratsy. Samy nanana ny tombana sy ny fomba fijeriny ny isam-batan’olona. Raha mikasika ny fiainam-pirenena sy ny fiainam-piarahamonina kosa dia azo sokajiana ho taona mainty ho an’ny Malagasy ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
FTT