Politique

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian’i Dada


  • Talata 24 Janoary 2017

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona amin’ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo amin’izany.

Ao ny mitety faritra, ny hafa manatanteraka fihaonana mizara fotokevitra, misy eny amin’ny haino aman-jery mampahalala ny fisiany. Ho an’ny Tiako i Madagasikara, dia manomboka manao tohivakana ny fanambarana fanohanana ny firotsahan-kofidian’ny filoham-pirenena teo aloha sady filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana. Naneho ny fahavononany ny hiaro ny firotsahan’ity farany hofidiana amin’ny 2018 ny TIM ao amin’ny Boriborintany faha-VI nandritra ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona voavao notontosain’izy ireo tetsy Andrefan’Ambohijanahary ny faran’ny herinandro teo. Nilaza ihany koa izy ireo fa hanome tanana ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ihany koa amin’ny fampandrosoana ny tanàna.

 

Jean D.

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT