Politique

TIM Alasora Vonona amin’ny fifidianana rehetra ho avy


  • Alatsinainy 06 Febroary 2017

Vonona ny hiatrika ny fifidianana rehetra ho avy amin’ny taona 2018, indrindra ny hamerenana amin’ny toerany ny filoha Marc Ravalomanana hitantana sy hanarina indray ity firenana tena latsaka an-davaka ity ny antoko TIM eny Alasora, hoy ny filohan’ny COMTIM vaovao eny an-toerana,

Rtoa Helisoa, ny sabotsy teo teny Ankadindratombo nandritra ny lanonana fiarahana nifaly sy nikorana ary fiarahana nihinana ny nofon-kena nitam-pihavanana noho ny nahatrara ny taona vaovao nifanaovan’izy ireo. Nanamafy ihany koa izy, ny amin’ny hitazomana ny fanampahan-kevitra  ho raisina ao anatin’ity antoko ity miainga ifotony eny amin’ny mpikambana TIM fototra eny amin’ireo fokontany isan’isany ka  ao anatin’izany ireo fokontany 20 ao amin’ity kaominina ity.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT