Politique

Fitakiana ny Nosy Malagasy Vonona hifanampy ireo Mpanjaka


  • Alatsinainy 06 Febroary 2017

Nihaona tamin’ny Mpanjaka Ndrenogny Ramahasitrakarivo Martin Gérard mivady sy ireo mpiara-miasa aminy, tao amin’ny Tranobe Evato Vohipeno ny delegasiona avy amin’ny « Vovonana Mampiaray »

notarihan’ny filohany Ramaroson Arlette ny alakamisy 2 febroary teo, nisandratr’andro. Nanazava ny momba ny dingana natao ho fitakiana ny Nosy Malagasy, ny fanorenana sy ny fanarenana ny firenena ary nangataka ny fiaraha-miasa amin’ny Raiamandreny ara-drazana amin’ny fanomanana ny « Loabary an-dasy ho fanarenana an’i Madagasikara », ny filohan’ny « Vovonana Mampiray » sady filohan’ny Association Nosy Malagasy (ANM).  Vonona hifanampy izahay, hoy ny Mpanjaka satria sambany teo amin’ny tantara no nisy olom-pirenena tonga nanetry tena toy izao teto amin’ny Tranobe ary mibanjina ny tombontsoa ambonin’ny firenena. Fotoam-bavaka ho an’ny firenena no namaranana  ny fihaonana.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT