• Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Fifidianana 2018 Ireo kandida be vola

Samy miketrika mafy ireo heverina ho kandida amin’ny taona 2018. Ao ny mpanao politika ary ao ny mpandraharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Praiminisitra Mahafaly Olivier Namono afo tany Port Bergé

Nitokana fotodrafitrasa tany amin’ny faritra Sofia, distrikan’i Port Bergé sy Port Bergé 2 sy tao amin’ny kaominina Tsarahasina ny praiminisitra lehiben’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Raharaha 29 martsa Nahatonga ny fahaleovantena tsy azo, hoy ny Otrikafo

Miteraka resabe isan-taona ny fankalazana ny datin’ny 29 martsa 1947 izay vao notsaroana 3 andro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Andriampotsy distrikan’i Fenoarivobe Manampatra fahefana ny ben’ny tanàna HVM

Manararao-pahefana ary mampiasa ny toerana azony hanaovana valifaty ny ben’ny tanànan’ny kaominina Andriampotsy, distrika Fenoarivobe, Faritr’i Bongolava.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Rafitra federalisma Tena vahaolana tokoa ve ?

Hentitra ny fanehoan-kevitr’ireo mpikamban’ny filankevitra momba ny fampihavanam-pirenena (CRN) mikasika ny raharaham-pirenena, indrindra fa ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Politique.Mahajanga sy Toamasina Naato amin’ny asany ny Ben’ny tanàna

Tsy mitsaha-miitatra ny fanilihana ireo Ben’ny tanàna tsy miara-dia amin’ny fitondrana. Lasibatra koa izao ny Ben’ny tanànan’i Mahajanga, Andriatomanga Mokhtar Salim.

Hamaky ny tohiny
FTT