• Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Annick Ratsiraka “Fampihavanana no vahaolana eto”

Loza amin’atambo ary mifanohitra tanteraka amin’ny fomba fisainana tena Malagasy ny fanolanana misy etsy sy eroa, hoy i Annick Ratsiraka, araka ny resaka nifanaovana taminy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Fanesorana an’i Nicole R, mpanolotsain’ny Filoha Resaka sinema indray ?

Efa nivoaka tamin’ny haino aman-jery ny herinandro lasa teo fa noroahina tsy ho mpanolotsain’ny filoham-pirenena intsony i Nicole Randrianarison.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy voafehy ny filaminana sy ny kolikoly eto »

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’i Marc Ravalomanana any Eoropa. Nisy ny resaka nataony tamin’ny mpanao gazety Alemana ny faran’ny herinandro teo ka nanazavany ny zava-misy marina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Riana Andriamandavy VII Antomotra ny fisamborana azy ?

Raha nandiso ny fisian’ny taratasy fampiantsoana ny loholona Riana Andriamandavy VII ny zandarimaria tany aloha, dia efa nanaiky ny faran’ny herinandro teo fa efa tonga eny am-pelatanan’izy ireo ny taratasin’ady nalefan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Me Willy Razafinjatovo “Tsy ny tolona no tsy nampandroso”

Anisan’ireo mpitolona tamin’ny 13 mey 1972 ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Edouard Tsarahame “Norahonana aho”

Tsy nahazo olona araka ny nantenainy ho tonga hanotrona azy ireo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey ny sabotsy teo ry zareo avy eo anivon’ny Rodoben’ny Malagasy Tia Tanindrazana ho an’ny Fanorenana na ny RMTF.

Hamaky ny tohiny
FTT