• Alakamisy 18 Mey 2017
Politique.Asandratro ny fireneko Nandefa taratasy misokatra ho an’ny filoham-pirenena

Nandefa taratasy misokatra ho an’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny fikambanana Asandratro ny fireneko, tarihin’ny profesora James Ratsima.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
Politique.Andry Rajoelina Ireo antony mampangina azy…

Mampametra-panontaniana ny maro ny fahanginan’i Andry Rajoelina amin’izao satria tsy hita ao anaty tabilao mihitsy ny tenany eo amin’ny tontolo politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
Politique.Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Ny fitoniana no ilaina, hoy ireo depiote

Nilaza ho tsy mbola nisy nahita “motion de censure” misy miketriketrika izany ireo solombavambahoaka izay nanontaniana teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, omaly talata 16 mey 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
Politique.Fanagadrana an’i Fernand Cello Tsy mitombina, nivoaka ny porofo

Namoaka taratasy ny Banky BFV Fianarantsoa fa tsy nahazo taratasy fanoherana na fitarainana momba fahaverezana taratasim-bola mitondra ny laharana CC27165026 tamin’ny 6 septambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Politique.Fanendrena PDS Aleo foanana, hoy ny depiote Djaosera Irenée

Hodinihin’ny vaomiera misahana ny lalàna sy ny kaomisionin’ny atitany sy ny fanapariaham-pahefana eny Tsimbazaza rahampitso alarobia 17 mey 2017 ireo tolo-dalàna roa naroson’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Djaosera Irenée.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tratry ny ompa variraraka

Raha fanadiovan-tena sy fakana ny fon’ny vahoaka no tanjon’ny filoha Ankehitriny Hery Rajaonarimampianina tamin’ny famoronana ilay fandaharana antsoina hoe “Le Rendez-vous” na “Fotoam-bita” any anaty tambajotra “Youtube” sy ny tambajotra fesiboky, dia vao mainka vely kanota no mahazo azy.

Hamaky ny tohiny
FTT